plt-x-sihanaka_mat_text_reg/04/18.txt

6 lines
808 B
Plaintext

<<<<<<< HEAD
\v 18 Ra nande nankeigny amoron'ny ranomasin'i Galilia, de natazagna mpirahalà roey, Simona ze antsovina hoe Petera ary Andrea rahalany nanipy ny aratony taigny amin'ny ranomasina mpagnarato zareo. \v 19 Ozy Jesosy tam-jareo hoe: "Andao, hagnaraka Anà, fa hataoko mpagnarato ôla anareo." \v 20 Teo no eo iany de nandaosa ny aratony zareo ka nagnaraka an'Azy.
=======
\v 18 Raha nande taigny amoron-dRagnomasin'i Galilia Izy, de natazagna mpirahalà rôy, Simona ze nantsôvina hoe Petera, ary Andrea ralahiny, nanipy ny haratony taigny amin'ny ragnomasina, fa mpagnarato zareo.\v 19 Ozy Jesosy tamin-jareo hoe: "Andao, hagnaraka Anà, fa ataoko mpagnarato ôla anareo." \v 20 Teo no eo iany de nandao an'reo harato zareo ka nagnaraka an'Azy.
>>>>>>> a93700ee058ae5c682f5ae1c37fc7b85a922959e