plt-x-sihanaka_mat_text_reg/04/14.txt

6 lines
834 B
Plaintext

<<<<<<< HEAD
\v 14 Zany no nibôgna mba ahatanteraka ze nambaran'i Isaia mpaminagny hoe: \v 15 "Ny tanin'i Zeboloina sy Naftaly, mankeigny amin'ny ranomasina aigny andafin'i Jordana, Galilia an'ireo Jentilisa! \v 16 'Reo ôla nipetraka tamin'ny maizigna de natazagna fazavàna gedabe ary 'reo ze mipetraka tamin'ny faritra sy ny aloky ny fafatesana de takeo am-jareo no niposan'ny mazava.
=======
\v 14 Zany no nitranga mbô hatanteraka ze nambaran'Isaia mpaminagny hoe: \v 15 "Ny tanin'i Zebolona sy ny tanin'i Naftaly, mankaigny amin'ny ragnomasina, aigny an-dafin'i Jordana, Galilia an'reo Jentlisa! \v 16 Reo ôla nipetraka tamin'ny maizigna de nahita fazavana lehibe, ary reo ze nipetraka tamin'ny faritra sy ny aloky ny fafatesana, de takeo amin-jareo no niposahan'ny fazavana."
>>>>>>> a93700ee058ae5c682f5ae1c37fc7b85a922959e