plt-x-sihanaka_mat_text_reg/28/18.txt

1 line
249 B
Plaintext

\v 18 Nagnatona an'jareo Jesosy ka nikoragna tamin-jareo ary nitare hoe: "Efa namena Anà ny fahefana retraretra aigny an-dagnitra sy ety an-tany. \v 19 Koa mandeana ary atôvy batisa zareo amin'ny agnaran'ny Ray, sy ny Zanaka, ary ny Fanahy Masina.