|
\v 17 Tsisy ôla manisy divay vaovao akao agnaty siny hoditra kôro. Raha magnano izany zareo, de ho rovitra ny siny hoditra, ho raraka ny divay ary ho potika ny siny hoditra. Fa kosa, manisy divay vaovao akao agnaty siny hoditra vaovao zareo, ary ho vôtahiry izy rôy." |