plt-x-sihanaka_mat_text_reg/25/44.txt

1 line
461 B
Plaintext

\v 44 Ary de hamaly kô izy reo ka hiteny hoe: 'Tompo! Ovena zahay no naita Anao nôgna, na nangetaeta, na nivahiny, na niboridagna, na narary, na taigny am-ponja, ka tsy nanompo Anao? \v 45 Ary Izy hamaly an'azy reo ka hiteny hoe: 'Lazaiko marina aminareo, fa ze tsy nataonareo tamin'ny raika tamin-reo madinika reo, de tsy nataonareo taminà.' \v 46 Reo de halefa ho akao amin'ny fagnasazina mandakizay fa reo marina kosa akao amin'ny fiaignana mandrakizay."