1 line
417 B
Plaintext
1 line
417 B
Plaintext
\v 19 Fa loza ho an'reo bevoka sy mampinono am'zany andro zany! \v 20 Mivavà mbô tsy ho amin'ny ririnina na amin'ny Sabata no hitranga ny fandosiranareo. \v 21 Fa hisy fahorena gedabe, ze tsy mbôla nisy ôtran'zany hatraigny am-pendohan'zao tontolo zao mandrak'gniany, tsia, ary tsisy tsony. \v 22 Raha tsy afoherina reo andro reo, de tsisy nofo ho vonjena. Fa nohon'ny ôlom-bôfidy, de hafoherigna reo andro reo. |