plt-x-sihanaka_mat_text_reg/22/15.txt

1 line
503 B
Plaintext

\v 15 Avy akeo nande reo Fariseo ary nagnomagna ny fomba mety hamandrina an'i Jesosy amin'ze noteneniny. \v 16 Avy akeo niran'izy reo ankaigny Aminy reo mpianatr'izy reo, niaraka tamin'reo Herodiana. Niteny tamin'i Jesosy zareo hoe: "Ry mpampianatra, fantatray fa marina Enao, ary mampianatra ny lalan'Andriamanitra amin'ny marina. Tsy miraraha ny hevitry ny hafa Enao, ary tsy mijery vilagna. \v 17 No zany lazao aminay, ino ny hevitrao? Ara-dalàna ma ny fandoavan-ketra aigny amin'i Kaisara sa tsia?"