|
\v 15 Petera namaly ka nitare tam'i Jesosy hoe: "Azavap aminay zany fagnoarana zany." \v 16 Ozy Jesosy hoe: Tsy manam-palalana iagny kô ma anareo?" \v 17 Tsy hitanao ma fa ze miditra amin'ny vava de mankao an-kibo ary avy akeo de havôka aigny amin'ny lava-piringa? |