1 line
359 B
Plaintext
1 line
359 B
Plaintext
\v 24 Kanefa rafa nareigny zany fahagagana zany reo Fariseo, de ozy zareo hoe: "Io leila io de tsy mamôka demonia raha-tsy amin'ny alalan'i Belzeboba, lehiben'ny demonia." \v 25 Kanefa fantatr'i Jesosy ny eritreritr'izy reo ka nitare an-jareo izy hoe: "Ny fanjakana ze miady an-tragno de tsy haharitra, ary ny tanàna na trano ze miady an-tragno de ho rava." |