plt-x-sihanaka_mat_text_reg/05/01.txt

1 line
310 B
Plaintext

\v 1 Rafa natazana reo vahôka Jesosy, de niakatra teo an-tanety. Rafa tafapetraka Izy, de nagnatogna an'Azy reo mpianany. \v 2 Nanoka-bava Izy ary nampianatra an'jareo, magnano hoe: \v 3 "Sambatra ny mahantra am-pagna, fa an'azy reo ny fanjakan'ny lagnitra. \v 4 Sambatra reo misôna, fa hampiononina izy reo.