plt-x-sihanaka_mat_text_reg/21/45.txt

1 line
235 B
Plaintext

\v 45 Rafa naregny reo fanoharana reo ny leiben'ny mpisorona sy ny reo Fariseo, de azon-jareo fa makasika an-jareo no noresahany. \v 46 Nikasa ny hisambotra Anazy, saingy natatra ny vaôka zareo, satria nataon'ny ôla ho mpamonany Izy.