plt-x-sihanaka_mat_text_reg/21/28.txt

1 line
429 B
Plaintext

\v 28 Fa ahôna ny hevitrareo? Nisy leila raika nagnana zanakalahy rôy. Nande nankaigny am'le vôlony izy ary nagnano hoe: 'Anaka, mandeana miasa kaigny amin'ny tanim-bôloboka androzny.' \v 29 Le zanany leila namaly anazy hoe: "Tsy ho aigny za," fa nony avekeo niova hevitra izy de lasa. \v 30 Avekeo de nankeigny am'le faaro izy ary nitare hoe iany kô. Namaly izy ka nitare hoe: "Ho aigny aho tompoko, nefa tsy nankaigny izy.