plt-x-sihanaka_mat_text_reg/21/20.txt

1 line
466 B
Plaintext

\v 20 Rafa nahita an'zany reo mpianatra, de gaga zareo ary nitare hoe: "Ahôna no nahamaigna avetrany ty aviavy ty?"\v 21 N amaly Jesôsy ary nikoragna hoe: 'Lazaiko marina aminareo, manam-pinôna sy tsy misy fisalasalana nareo, de tsy ze natao tamin'io aviavy io iany no hataonareo, fa de hitare amin'ty tendromboitra ty aza hoe: 'miongota ary mianjerà akaigny an-dranomasina', d ho atao zany. \v 22 N'ino n'ino angatanareo am-bavaka, am-pinôna, de ho azonareo.