plt-x-sihanaka_mat_text_reg/13/57.txt

1 line
233 B
Plaintext

\v 57 \v 58 Tona nohon'ny amin'Azy zareo. Fa ozy Jesosy tamin-jareo hoe: "Tsisy mpaminagny tsisy varany raha tsy akao amin'ny fireneny sy akao amin'ny fianakaveny iany." Tsy de nagnano fagagana be takao Izy nohon'ny tsy finoan-jareo.