plt-x-sihanaka_mat_text_reg/18/04.txt

1 line
418 B
Plaintext

\v 4 No zany, n'iza n'iza manetry tena ôtran'ty zaza kely ty de leibe ndrindra izy aigny amin'ny fanjakan'ny lagnitra.\v 5 N'iza n'iza mandray ny zaza kely ôtran'zao de amin'ny anarako de mandray Ana.\v 6 Fa n'iza n'iza matônga ny raika min'reto zaza kely reto ze mino Ana hanôta, de tsara koko ho anazy ny hiantonan''ny laona fitotom-bary akeo amin'ny tendany, ka hajibika aigny amin'ny ranomasina laligna izay.