plt-x-sihanaka_mat_text_reg/17/14.txt

1 line
353 B
Plaintext

\v 14 Rafa tonga takeo amin'ny vaôka zareo, de nisy leila raika nagnatona Azy, nedoalika takeo anatreagny, ary niteny hoe,\v 15 "Tompo, magnàna famindram-po amin'ny zanako lahy, fa vôn'ny androbe izy ary mijaly mafy. Fa lavo matetika any agnaty afo na rano izy \v 16 Nitondra azy takeo amin'reo mpianatrao za, fa tsy afaka nagnasitrana azy zareo."