plt-x-sihanaka_mat_text_reg/21/15.txt

1 line
574 B
Plaintext

\v 15 \v 16 \v 17 Fa nony natazana ny zava-mahatalanjona nataony ny leiben'ny mpisorona sy ny mpanora-dalàn, ary rafa regnin-jareo ny zaza madinika nitabataba takao an-tempoly hoe: "Hosana ho an'ny zanak'i Davida," de tezitra mafy zareo; Ozy zareo taminazy hoe: "Regninareo va zany lazainreo ôla reo?" Namaly an-jareo Jesosy hoe: "Eny! Fa tsy mbola novakinareo mitsy ve ny hoe: 'Avy amin'ny vavan'ny zaza madinika sy ny zaza minono no nandavorarinao ny fiderana?" Av ekeo nandao anazy reo Jesôsy ka nande takaigny amin'ny tanànan'ny Betania ary nitôtra takao ny aligna.