plt-x-sihanaka_mat_text_reg/19/07.txt

1 line
485 B
Plaintext

\v 7 Ozy zareo taminy hoe; "Naôgna zany Mosesy no mandidy anay hagnome taratasy fagnamarignam-pisaragna ary avy akeo hampody an'azy?" \v 8 Ozy Izy tamin'reo hoe: "Fa ny hamafisam-pognareo no namelan'i Mosesy anareo hisaraka amin'ny vadinareo, fa tamin'ny volôny de tsy zany no fômba. \v 9 Lazaiko anareo, na iza na iza misaraka amin'ny vadiny, afa-tsy nony fijangajangana, ka manambady hafa, de manitsakitsa-bady; ary ny leila manambady vevavy ze efa nisara-bady de mijangajanga."