1 line
284 B
Plaintext
1 line
284 B
Plaintext
\v 5 Izy Ze nagnano an'jareo de nitare iany ko hoe: 'Fa no zany antony zany de hiala ny rainy sy reniny ny leila ka hikambagna amin'ny vadiny, ary ho lasa nofo raika izy roa?' \v 6 Ka tsy ho roa intsony zareo, fa ho nofo raika. Ka ze natambatr'Andriamanitra, ôka tsisy hagnasaraka." |