1 line
293 B
Plaintext
1 line
293 B
Plaintext
\v 3 Nagnatona an'Azy reo fariseo, nitsapa an'Azy, nitare taminy hoe: "Ara-dalàna ho an'ny leila ma ny misaraka amin'ny vadiny nony ze mety ho antony hafa?" \v 4 Jesosy namaly ary nitare hoe: "Tsy novakegnareo ma fa Iza ze nagnano an'jareo tamin'ny volôny de nagnano an'jareo ho là sy vavy? |