plt-x-sihanaka_mat_text_reg/17/24.txt

1 line
481 B
Plaintext

\v 24 Rafa tonga teigny Kaperinaomy zareo, de nankeo amin'i Petera reo leila ze nagnangona ny hetra atsasaky ny sekely ary niteny hoe: " Tsy mandoa ny hetra atsasaky ny sekely ma ny mpampianatrareo?" \v 25 Hoy izy hoe: "Eny." Fa rafa niditra akao an-trano Petera, de Jesosy aloha no niresaka taminy ka nagnano hoe: "Ino no eritreritrao, ry Simona? Ireo mpanjaka aketo an-tany, avy amin'iza no andraisan'jareo hetra na hetran'ôlo? Avy amin'reo vaôkany ma sa avy amin'reo vahiny?"