plt-x-sihanaka_mat_text_reg/17/19.txt

1 line
586 B
Plaintext

\v 19De nagnatona an'i Jesosy mangingina reo mpiantra ary nagnano hoe: "Magninona no tsy nahavita namôka an'iny zay \v 20Jesosy niteny an'jareo hoe: "Nony finoagna kelinareo. Fa lazaiko marina aminareo, raha magnana finoagna na de kely ôtrany votsinampy aza nareo, de afaka miteny amin'ity tanety ity nareo hoe: "Mifindrà avy aketo maketsy, de hifindra zany ary tsy hisy na ino na ino tsy ho hainareo atao \v 21[Fanamarihana: Ny dikan-teny talô tsara indrindra de tsy ahitana ny hoe v 21"Fa ity karazagna demonia ity de mivôka raha tsy miaraka amin'ny vavaka sy fifadian-kanina."]