plt-x-sihanaka_mat_text_reg/17/11.txt

1 line
439 B
Plaintext

\v 11 Jesosy namaly ary nitare hoe: "Elia de ho avy tokotrany ary hamerina amin'ny lôgniny ny ra rehetra \v 12Nefa lazaiko aminareo, fa efa tonga Elia, fa zareo tsy nahafantatra azy Mifanohitra amin'zaigny, nagnano ny ra daôly ze teigny natao taminy zareo. Ary ôtry zaigny iany ko, ny Zanak'Ôla iany ko de hijaly akeo an-tanan'jareo \v 13 Avy akeo de azon'reo mpianatra fa niteny tamin'jareo ny momba an'i Jaona mpagnano Batisa Izy