plt-x-sihanaka_mat_text_reg/17/01.txt

1 line
299 B
Plaintext

\v 1Enin'andro tao arigna Jesosy de naka an'i Petera, Jakoba, sy Joana ralàny niaraka taminy, ary nidesiny zareo niakatra ny tanety ambogny tamin'ny tegnan'jareo. \v 2Niôva endrika teo anatren'jareo Izy. Namiratra ôtrany masoandro ny tavany, ary reo fitafegny lasa namiratra ôtrany ny hazavagna