plt-x-sihanaka_mat_text_reg/12/11.txt

1 line
342 B
Plaintext

\v 11 Ozy Jesosy tamin-jareo hoe: "Ôla iza akeo aminareo, iza, raha ôndry raika fôgna no anagnany, ka raha latsaka agnaty lavaka laligna le ôndry amin'Sabata, no tsy hisambotra an'azy ary tsy hampakatra an'azy?\v 12 Tsy magnan-danja miôtra lavitra ma ny ôla nony ôndry! ka noho zany de ara-dalàna ny magnano soa amin'ny andro Sabata."