plt-x-sihanaka_mat_text_reg/04/21.txt

1 line
308 B
Plaintext

\v 21 Ary ra mbola niroso Jesosy de natazagna mpirahalà roey hafa, Jakoba zanak'i Zebedio sy Jaona rahalany nagnambôtra ny aratony takao an-tsambo ry zareo niaraka tamin'i Zebedio dadan-jareo. Nagnantso an'jareo Izy. \v 22Ka teo no eo iany de nandaosa ny sambokeliny sy ny dadany zareo ka nagnaraka an'Azy.