plt-x-sihanaka_mat_text_reg/04/18.txt

1 line
361 B
Plaintext

\v 18 Ra nande nankeigny amoron'ny ranomasin'i Galilia, de natazagna mpirahalà roey, Simona ze antsovina hoe Petera ary Andrea rahalany nanipy ny aratony taigny amin'ny ranomasina mpagnarato zareo. \v 19 Ozy Jesosy tam-jareo hoe: "Andao, hagnaraka Anà, fa hataoko mpagnarato ôla anareo." \v 20 Teo no eo iany de nandaosa ny aratony zareo ka nagnaraka an'Azy.