plt-x-sihanaka_mat_text_reg/04/12.txt

1 line
242 B
Plaintext

\v 12 Ary nony reign'i Jesosy fa vôsambotra Jaona de niverina ankeigny Galilia Izy. \v 13 Nandaosa an'i Nazareta Izy ka nande ka nipetraka takao Kapernaomy, ze akeo amoron-dranomasin'i Galilia, akao amin'ny zara-tanin'i Zeboloina sy Naftaly.