plt-x-sihanaka_mat_text_reg/04/10.txt

1 line
258 B
Plaintext

\v 10 Avy akeo Jesosy nitaré tam'azy hoe: "Miala anketo enao, ry satana! fa efa vôsoratra hoe: "Enao de hidera ny Tompo Andriamanitrao, ary Izy irerika no tompoinao." \v 11 Avy akeo nandaosa an'azy ny devoly, ary indreo nisy anjely tonga ka nanompo an'Azy.