plt-x-sihanaka_mat_text_reg/06/27.txt

1 line
382 B
Plaintext

\v 27 Iza aminareo no afaka manampy hakio raika amin'ny andro hiaignany amin'ny fagnahiana? \v 28 Naôgna anareo no magnahy momba ny fitafianareo? Saino ny momban'ny lilia egny amin'ny saha, akôry ny fagnirin'izy regny. Tsy mba miasa izy regny, ary tsy mamoly fitafena. \v 29 Lazaiko aminareo, fa na i Solomona aza amin'ny voninainy daôly de tsy nitafy ôtran'ny raika amin'regny.