plt-x-sihanaka_mat_text_reg/14/31.txt

1 line
363 B
Plaintext

\v 31 Avy hatraigny Jesosy nagninjitra ny tagnany, nitana an'i Petera ary nitaré tamin'azy hoe: "Anao ry kely finona, fa magnino anao no miahiahy?" \v 32 Avy takeo Jesosy sy Petera nande namonjy ny sambokely, nijanona nitsoka ny rivotra. \v 33 Avy akeo reo mpianatra tao anaty sambokely nidera an'i Jesosy ary nikoragna hoe: "Anao marina no Zanak'Andriamanitra."