plt-x-sihanaka_mat_text_reg/19/25.txt

1 line
360 B
Plaintext

\v 25 Rafa naeno zany reo mpianatra, de tegna gaga tokoa ka nitare heo: "Iza ary zany no afaka ho vonjegna?" \v 26 Nijery an'jareo Jesosy ary nitare hoe: "Amin'ny ôla de tsy hay atao zany, fa amin'Andriamanitra ny ra-daôly de azo atao." \v 27 Avy keo Petera namaly ary nitare hoe: "Tamy, navelanay ny ra-daôly ary nagnaraka Anao zay. Ino ary no ho azonay?"