plt-x-sihanaka_mat_text_reg/09/35.txt

1 line
380 B
Plaintext

\v 35 Nande nitety reo renivotra sy reo voitra rehetra Jesosy. Nanoy nampianatra teigny amin'reo synagogan'jareo Izy, nitory ny filazantsaran'ny fanjakana, ary nagnasitrana reo karazan'aretigna daôly sy reo karazana fararigna rehetra. \v 36 Rafa naita reo vaôka Izy, de nagnana fangoram-po tamin'reo, satria nisalasala sy kivy zareo. Ôtrany ny ondry tsy misy mpikarakara zareo.