plt-x-sihanaka_mat_text_reg/09/29.txt

1 line
344 B
Plaintext

\v 29 Avy akeo nokasin'Jesosy ny mason'jareo ary niteny hoe: "Ho tanteraka aminareo araka ny finognareo anie zany," \v 30 ary naita ny mason'jareo. Avy akeo Jesosy nandidy mafy an'jareo ary niteny hoe: "Ôka mba tsisy ôla afantatra mômba an'zao." \v 31 Fa nande reo roa là ka nanaparitaka ny vaovao mômban'zany ka nanerana ny faritra zany.