plt-x-sihanaka_mat_text_reg/09/07.txt

1 line
385 B
Plaintext

\v 7 Avy keo nitsangana le leila ary nankeigny an-tranony. \v 8 Rafa naita izany ny vaôka, de gaga zareo ary nidera an'Andriamanitra, ze nagnome faefagna ôtrany zany ho an'ny ôla. \v 9 Ary raha niala avy takeo jesosy, de naita leila nantsoigna hoe Matio Izy, ze nipetraka teo amin'ny lain'ny famorian-ketra. Ozy Izy taminy hoe: "Magnara an'Ana." Nitsangana izy ary nagnaraka an'Azy.