plt-x-sihanaka_mat_text_reg/09/03.txt

1 line
537 B
Plaintext

\v 3 Tamy, ny sasagny tamin'reo mpanora-dalana neteny tao am-po hoe: "Miteny ratsy io leila io." \v 4 Fantatr'i Jesosy ny eritrerin'jareo ary niteny hoe: "Naôgna nareo no mieritreri-dratsy akao am-pognareo? \v 5 Fa iza no moramora koko no miteny an'azy hoe: 'Vôvela ny helokao,' sa ny meteny hoe: "mitsangana ka mandeana?' \v 6 Fa mba ho fatatrareo fa ny zanak'ôla de magnana faefagna hamela eloka eto ambonin'ny tany,....' ozy Izy tamin'le mararin'ny paralisisa hoe: "Mitsangana, batao ny fandrenanao, ary mandeana any an-tranonao."