1 line
321 B
Plaintext
1 line
321 B
Plaintext
Avy akeo nokasin'Jesosy ny mason'jareo ary niteny hoe: "Ho tanteraka aminareo araka ny finognareo anie zany," ary naita ny mason'jareo. Avy akeo Jesosy nandidy mafy an'azy reo ary niteny hoe: "Oka mba hisy ola afantatra momba izao." Fa nande reo roa la ka nanaparitaka ny vaovao momban'zany ka nanerana ny faritra izany. |