plt-x-sihanaka_mat_text_reg/09/23.txt

1 line
229 B
Plaintext

Rafa tonga teigny amin'ny tranon'le magnam-paefagna Jesosy, de naita reo mpitsoka sodigna sy reo vaoka nitabataba be Izy. De ozy Izy hoe: "Mandeana, fa tsy maty le zazavavy, fa matory izy." Fa niome Azy tamin'ny fagnesoana zareo.