1 line
508 B
Plaintext
1 line
508 B
Plaintext
Teo, ny sasagny tamin'reo mpanora-dalana neteny tao am-po hoe: "Miteny ratsy io leila io." Fantatr'i Jesosy ny eritreritr'jareo ary niteny hoe: "Naona nareo no mieritreri-dratsy ao am-pognareo? Fa iza no moramora koko no miteny azy hoe: 'Vovela ny helokao,' sa ny meteny hoe: "mitsangana ka mandeana?' Fa mba ho fatatrareo fa ny zanak'olo de magnana faefagna hamela eloka eto ambonin'ny tany,....' ozy Izy tamin'le mararin'ny paralisisa hoe: "Mitsangana, batao ny fandrenanao, ary mandeana any an-tranonao." |