plt-x-sihanaka_mat_text_reg/19/20.txt

1 line
406 B
Plaintext

\v 20 Le gaogna nitare taminy hoe: "Efa nankatoaviko avokô zany rehetra zany. Ino no mbola ilaiko? \v 21 Jesosy nitare taminy hoe: "Raha magniry ny ho tonga lafatra enao, de mandeana,amidio ze agnananao, ary omeo ny mahantra, ka hagnana haregna any an-danitra enao; ary avia, magnara an'Ana." \v 22 Fa rafa naeno ze nolazain'i Jesosy le gaogna, de niala tamin'alaelo izy, satria nagnana fagnanana betsaka.