plt-x-sihanaka_mat_text_reg/18/28.txt

1 line
337 B
Plaintext

\v 28 Fa nivôka io mpiasa io ka natazana ny raika tam'reo mpiara-miasa aminazy,ze nananany denaria zato. Nosamboriny izy, noraisiny tamin'ny tendany, ary nitare hoe: 'Aloavy amiko ze notrosainao'.\v 29 Nefa nitanondrika io mpiara-miasa aminazy io ary niangavy taminazy, nagnano hoe: 'Magnàna faharetana amina, de haloako aminao ndre.'