plt-x-sihanaka_mat_text_reg/24/40.txt

1 line
236 B
Plaintext

\v 40 \v 41 \v 42 Avy akeo de hisy leila rôy aigny an-tsaha, ny raika raisina ary ny raika avela. Vevavy rôy no hitoto vary, ny raika raisina ary ny raika avela. Noho zany, de miambena, fa tsy fantatrareo ze andro iaven'ny Tomponareo.