plt-x-sihanaka_mat_text_reg/08/18.txt

1 line
454 B
Plaintext

\v 18 Ary rafa tazagn'i Jesôsy ireo vahôka nagnodidigna an'Azy, de nagnome toromarika mba hialana ho aigny ampitan'ny ranomasina Galilia Izy.\v 19 Avy akeo ny mpanora-dalàgna raika nagnatogna an'Azy ary nitare hoe: "Ry mpampianatra, hagnaraka Anao zà na aiza na aiza andeananao."\v 20 Ozy Jesôsy tamin'azy hoe: "Ny amboahaolo manan-davaka,ary reo voron'ny lagnitra managna akanany,fa ny Zanak'Ôla tsy managna na aiza na aiza ampadreny ny lôany."