plt-x-sihanaka_mat_text_reg/26/06.txt

1 line
403 B
Plaintext

\v 6 Ary Jesosy rafa takao Betania akao an-tranon'i Simona boka, \v 7 raha nipetraka nignana takeo amin'ny latabatra, de nisy vevavy raika nagnana tavoara alabastara feno menaka lafo vidy nagnatogna an'Azy, de nagnidigna izany tamin'ny lôny. \v 8 Fa rafa hitan-reo mpianagny zany, de tezitra izy reo ka nagnano hoe: "Ino no anton-zao fandaniana zao? \v 9 Afaka namidy lafo ary nomegna reo mahantra io."