plt-x-sihanaka_mat_text_reg/01/04.txt

1 line
305 B
Plaintext

\v 4 \v 5 \v 6 Rama no rain'i Aminadaba, ary Aminadaba no rain'i Nasona, ary Nasona no rain'i Salmona, ary Salmona no rain'i Boaza tamin'ny Rahaba, Boaza no rain'i Obeda tamin'ny Rota, Obeda no rain'i Jese. Ary Jese no rain'i Davida mpanjaka, ary Davida no rain'i Solomoa tamin'ny alalan'ny vadin'ny Oria.