plt-x-sihanaka_mat_text_reg/14/08.txt

1 line
273 B
Plaintext

Rafa avy nitoton'ny reniny hevitra, de ozy hoe: "Ameo anà aketo ambony vilia, ny lôn'i Jaona mpagnano batisa, nalaelo mafy nohon'ny fangatahany ny mpanjaka, saingy nohon'ny voadiny sy noho reo daôlo nihinana niaraka tamin'azy de nagnome baiko izy fa tokony ho vita zany.