plt-x-sihanaka_mat_text_reg/24/48.txt

1 line
412 B
Plaintext

\v 48 Fa ra misy mpanompo ratsy mitaré am-pony hoe: "Ela fiavy ny Tompo", \v 49 ka manomboka mamono reo mpanompo namany, sy mihinana ary misotro miaraka amin'reo mpimamo. \v 50 De ho avy ny tompon-le mpanompony amin'ny fotôgna ze tsy ampoiziny ary amin'ny ora ze tsy fantany. \v 51 De ho tetitetehan'ny tompony izy ary hataony salan'ny an'ny mpetsaravelatsy ny anjarany, ze hisy fitomagnéna sy fikotroha-nify.