plt-x-sihanaka_mat_text_reg/24/45.txt

1 line
333 B
Plaintext

\v 45 Ka iza ma le mpanompo matoky sy hendry ze notendren'ny tompony hanapaka ny ankohonany mba hanomezana an-jareo amin'ny fotôgna manjary. \v 46 Sambatra zany mpanompo izany ze tazagn'ny tompony fa magnano an-zany rafa tonga izy. \v 47 Lazaiko marina aminareo fa tsy tompony no hanapaka an'azy ho ambonin'ny ra daôly ze agnanany.