plt-x-sihanaka_mat_text_reg/24/43.txt

1 line
262 B
Plaintext

\v 43 Fa fantatrareo zao, ra fantatry ny tompo-tragno hoe amin'ny firy alina hiaven'ny mpangalatra, de niambina izy ary tsy namela ny tragnony ho vaky. \v 44 No zany, de tsy maintsy mivognona fôgna kô nareo fa ho avy ny Zanak'Ôla amin'ny ora tsy ampoizinareo.