plt-x-sihanaka_mat_text_reg/24/40.txt

1 line
234 B
Plaintext

\v 40 Avy akeo de hisy leila roey aigny an-tsaha, ny raika raisina ary ny raika avela. \v 41 Vevavy roey no hitoto vary, ny raika raisina ary ny raika avela. \v 42 No zany, de membena, fa tsy fantatrareo ze andro hiaven'ny Tomponareo.